Ezekiel 44:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satroka rongony no ho eo an-dohany, ary kalisaonina fohy rongony fotsy no hanaovany, ary tsy hitondra fehikibo izay hiteraka hatsembohana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satroka rongony fotsy no ho eo an-dohany, kalisaonina rongony fotsy no ho eo aminy, ary tsy hietra zava-mahatsemboka azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satroka rongony fotsy no ho eo an-dohany ary kalisaona rongony fotsy no hanaovany. Tsy hitondra zavatra mamehifehy mahatsemboka azy izy.
Malagasy Bible 1865
Satroka rongony no ho eo an-dohany, ary kalisaona fohy rongony fotsy no ho eo am-balahany, ary tsy hifehy zavatra mahatsemboka azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satroka rongony no ho eo an-dohany, ary kalisaonina fohy rongony fotsy no hanaovany, ary tsy hitondra fehikibo izay hiteraka hatsembohana izy.
malagasy
Satroka rongony no ho eo an-dohany, ary kalisaona fohy rongony fotsy no ho eo am-balahany, ary tsy hifehy zavatra mahatsemboka azy izy.