Ezekiel 44:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Ity vavahady ity dia hirindrina ka tsy hovohana ary tsy hidiran’olona; fa efa nidiran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, io, ka izany no hirindrinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamiko: Hikatona ity alo-baravarana ity fa tsy hivoha na hidiran’olona akory, fa io no nidiran’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ka hikatona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamiko: «Hihidy io vavahady io ary tsy hovohana; tsy hisy olona handalo intsony eo satria Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely no efa niditra teo ka hihidy hatrany izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Ity vavahady ity dia hirindrina ka tsy hovohana ary tsy hidiran'olona; fa efa nidiran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, io, ka izany no hirindrinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Ity vavahady ity dia hirindrina ka tsy hovohana ary tsy hidiran’olona; fa efa nidiran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, io, ka izany no hirindrinany.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Ity vavahady ity dia hirindrina ka tsy hovohana ary tsy hidiran'olona; fa efa nidiran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, io, ka izany no hirindrinany.