Ezekiel 44:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanaratra ny lohany izy, nefa kosa dia tsy hanao lava volo fa hataony tsara hety.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lohany tsy hoharatany, ary tsy havelany haniry ny volony ho lava fa hihety volon-doha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsy hanaratra ny lohany tanteraka ny mpisorona, nefa tsy hanao lava volo fa hanety azy tsara.
Malagasy Bible 1865
Tsy hanaratra ny lohany izy, nefa kosa tsy hanao lava volo, fa hataony tsara hety.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanaratra ny lohany izy, nefa kosa dia tsy hanao lava volo fa hataony tsara hety.
malagasy
Tsy hanaratra ny lohany izy, nefa kosa tsy hanao lava volo, fa hataony tsara hety.