Ezekiel 44:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisotro divay ny mpisorona rehefa miditra any amin’ny kianja anatiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mety no mpisorona tsy hisy hisotro divay, raha hiditra ao amin’ny kianja anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisotro toaka izy alohan’ny hidirany ao amin’ny kianja anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ny divay dia tsy hosotroin'izay mpisorona, raha miditra any amin'ny kianja anatiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisotro divay ny mpisorona rehefa miditra any amin’ny kianja anatiny izy.
malagasy
Ny divay dia tsy hosotroin'izay mpisorona, raha miditra any amin'ny kianja anatiny izy.