Ezekiel 44:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na izay efa nisaorana izy fa virijiny avy amin’ny taranak’Israely, na izay novinadin’ny mpisorona efa maty, no hovadìny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na voasaotra; fa izay virjiny, iray razana amin’ny taranak’i Israely ihany; hahazo manambady vehivavy mpitondratena novinadin’ny mpisorona efa maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona dia tsy hanambady vehivavy maty vady na nisara-bady, fa zatovovavy israelita ihany no halainy ho vady na koa vehivavy mpitondratena navelan’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hanambady vehivavy efa maty vady na izay efa nisaorana izy; fa virijiny avy amin'ny taranak'Isiraely, na izay novinadin'ny mpisorona efa maty no hovadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na izay efa nisaorana izy fa virijiny avy amin’ny taranak’Israely, na izay novinadin’ny mpisorona efa maty, no hovadìny.
malagasy
Ary tsy hanambady vehivavy efa maty vady na izay efa nisaorana izy; fa virijiny avy amin'ny taranak'Isiraely, na izay novinadin'ny mpisorona efa maty no hovadiny.