Ezekiel 44:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampianatra ny oloko ny tsy itovian’ny masina sy ny tsy masina izy ary hampahafantatra azy ny tsy itovian’ny tsy madio sy ny madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no hampianatra ny vahoakako hahay hanavaka ny masina sy ny tsy masina; izy ireo no hampianatra azy hahay hanavaka ny maloto sy ny madio;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny mpisorona no hampianatra ny vahoakako hanavaka ny masina sy ny tsy masina ary ny madio sy ny maloto.
Malagasy Bible 1865
Ary hampianatra ny oloko ny tsi-fitovian'ny masina sy ny tsy masina izy ary hampahafantatra azy ny tsi-fitovian'ny tsy madio sy ny madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampianatra ny oloko ny tsy itovian’ny masina sy ny tsy masina izy ary hampahafantatra azy ny tsy itovian’ny tsy madio sy ny madio.
malagasy
Ary hampianatra ny oloko ny tsi-fitovian'ny masina sy ny tsy masina izy ary hampahafantatra azy ny tsi-fitovian'ny tsy madio sy ny madio.