Ezekiel 44:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireny; kanefa raha rainy, na reniny na zanany lahy na zanany vavy na rahalahiny na anabaviny tsy manambady, dia mahazo miditra am-paty ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireo; hany azony handotoan-tena dia noho ny rainy, ny reniny, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny rahalahiny, ny anabaviny tsy manam-bady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny mpisorona dia tsy tokony handoto tena amin’ny fanatonana ny fatin’olona, afa-tsy raha fatin’ny rainy na reniny na zanany na rahalahiny na koa anabaviny tsy mbola nanambady.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireny; kanefa raha rainy, na reniny, na zananilahy, na zananivavy, na rahalahiny, na anabaviny tsy manam-bady, dia mahazo miditra am-paty ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireny; kanefa raha rainy, na reniny na zanany lahy na zanany vavy na rahalahiny na anabaviny tsy manambady, dia mahazo miditra am-paty ihany izy.
malagasy
Ary tsy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireny; kanefa raha rainy, na reniny, na zananilahy, na zananivavy, na rahalahiny, na anabaviny tsy manam-bady, dia mahazo miditra am-paty ihany izy.