Ezekiel 44:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voadio izy dia mbola hampiandrasina hafitoana aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa vita fandiovan-tena izy dia hanisana andro fito;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ny toy izany dia hiandry fito andro aorian’ny fidiovany tena izy vao hahazo hiditra amin’ny raharahany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voadio aza izy, dia mbola hampiandrasina hafitoana aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voadio izy dia mbola hampiandrasina hafitoana aloha.
malagasy
Ary rehefa voadio aza izy, dia mbola hampiandrasina hafitoana aloha.