Ezekiel 44:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy lova ho azy, dia Izaho no lovany. Tsy homenareo zaratany eo amin’ny Israely izy, fa Izaho no anjarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lova ho azy ireo: Izaho no ho lovany; tsy homenareo zaratany eo amin’i Israely izy; fa Izaho no ho anjarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy fananana ho an’ny mpisorona, dia Izaho izany; koa tsy homenareo zaratany amin’i Israely izy, fa Izaho no anjarany.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy lova ho azy, dia Izaho no lovany; ary tsy homenareo zara-tany eo amin'ny Isiraely izy, fa Izaho no anjarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy lova ho azy, dia Izaho no lovany. Tsy homenareo zaratany eo amin’ny Israely izy, fa Izaho no anjarany.
malagasy
Ary hisy lova ho azy, dia Izaho no lovany; ary tsy homenareo zara-tany eo amin'ny Isiraely izy, fa Izaho no anjarany.