Ezekiel 44:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanati-panonerana no hohaniny; ary ny zavatra rehetra izay natao ho zavatra voaozona amin’ny Israely dia ho azy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hiveloman’izy ireo dia ny fanatitra, ny sorona noho ny ota, ary ny sorona noho ny fahadisoana; ary izay rehetra hatao anatema amin’i Israely, dia ho azy ireo avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanatitra vokatry ny tany sy ny biby natolotra ho sorona fanalana ny ota na ho sorom-panonerana no hohaniny. Ny zavatra rehetra natokana ho Ahy amin’i Israely, dia ho an’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanati-panonerana no hohaniny; ary ny zavatra rehetra izay voatokana eo amin'ny Isiraely dia ho azy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanati-panonerana no hohaniny; ary ny zavatra rehetra izay natao ho zavatra voaozona amin’ny Israely dia ho azy koa.
malagasy
Ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanati-panonerana no hohaniny; ary ny zavatra rehetra izay voatokana eo amin'ny Isiraely dia ho azy koa.[Heb. herema]