Ezekiel 44:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa kosa ny mpanjaka, amin’ny maha mpanjaka azy, no mahazo mipetraka ao hihinan-kanina eo anatrehan’NY TOMPO satria mpanjaka izy; amin’ny lalana mankany amin’ny lalantsaran’ny vavahady no hidirany ary amin’ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny mpanapaka, noho ny maha-mpanapaka azy, dia hipetraka eo izy, hihinan-kanina eo anatrehan’i Iaveh; eo amin’ny efitrano fidirana ho ao amin’ny alo-baravarana no hidirany, ary eo amin’io lalana io ihany koa no hivoahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ny printsy filoha amin’ny maha-filoha azy dia mahazo mihinana ny sakafo masina eo anatrehako. Koa tsy maintsy hiditra sy hivoaka ity vavahady ity izy ary hamakivaky ny lalantsarany.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa ny mpanjaka no mahazo mipetraka ao hihinan-kanina eo anatrehan'i Jehovah, satria mpanjaka izy; amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany, ary amin'ny lalana nalehany ihany toa no hivoahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa kosa ny mpanjaka, amin’ny maha mpanjaka azy, no mahazo mipetraka ao hihinan-kanina eo anatrehan’NY TOMPO satria mpanjaka izy; amin’ny lalana mankany amin’ny lalantsaran’ny vavahady no hidirany ary amin’ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
malagasy