Ezekiel 44:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra maty ho azy sy izay noviraviraim-biby, na vorona na biby, dia samy tsy hohanin’ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby maty na voaviravira rehetra, na vorona na biby, dia tsy hohanin’ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona anefa dia tsy mahazo mihinana ny vorona sy ny biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia.»
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra maty ho azy sy izay noviraviraim-biby, na vorona na biby dia samy tsy hohanin'ny mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra maty ho azy sy izay noviraviraim-biby, na vorona na biby, dia samy tsy hohanin’ny mpisorona.
malagasy
Ny zavatra maty ho azy sy izay noviraviraim-biby, na vorona na biby dia samy tsy hohanin'ny mpisorona.