Ezekiel 44:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazao amin’ireo maditra, dia ny taranak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Aoka izay ny fahavetavetanareo, ry taranak’Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’ireo mpiodina amin’ny taranak’i Israely hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Aoka izay fahavetavetanareo rehetra, ry taranak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ambarao amin’ireo Israelita maditra ireo fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Efa tofoka amin’ny zavatra maharikoriko nataonareo Israelita Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary lazao amin'ireo maditra, dia ny taranak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Aoka izay ny fahavetavetanareo, ry taranak'Isiraely!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazao amin’ireo maditra, dia ny taranak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Aoka izay ny fahavetavetanareo, ry taranak’Israely!
malagasy
Ary lazao amin'ireo maditra, dia ny taranak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Aoka izay ny fahavetavetanareo, ry taranak'Isiraely!