Ezekiel 44:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ny vahiny tsy mifora fo sy nofo rehetra izay ao amin’ny Zanak’Israely dia tsy misy hahazo miditra ao amin’ny fitoerako masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy misy hiditra ao amin’ny fitoerako masina amin’ireo taranaky ny hafa firenena tsy mifora fo na mifora nofo akory, rehefa mety ho taranaky ny hafa firenena eo amin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Ny vahiny tsy miraiki-po amiko sady tsy voafora dia tsy misy hahazo miditra intsony ao amin’ny Toeramasina onenako, na dia mipetraka eo anivon’ny Israelita aza izy.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny vahiny tsy mifora fo sy nofo rehetra izay ao amin'ny zanak'Isiraely dia tsy misy hahazo miditra ao amin'ny fitoerako masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ny vahiny tsy mifora fo sy nofo rehetra izay ao amin’ny Zanak’Israely dia tsy misy hahazo miditra ao amin’ny fitoerako masina.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny vahiny tsy mifora fo sy nofo rehetra izay ao amin'ny zanak'Isiraely dia tsy misy hahazo miditra ao amin'ny fitoerako masina.