Ezekiel 45:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mizana marina sy efaha marina ary bata marina no aoka hotananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova mizàna marina, efah marina, ary bata marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka samy hampiasa mizàna sy fandrefesana marina.
Malagasy Bible 1865
Mizana marina sy efaha marina ary bata marina no aoka hotananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mizana marina sy efaha* marina ary bata* marina no aoka hotananareo.
malagasy
Mizana marina sy efaha marina ary bata marina no aoka hotananareo.