Ezekiel 45:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sekela dia roapolo gera; sekela roapolo miampy sekela dimy amby roapolo ary sekela dimy amby folo ny mane eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mina ao aminareo ho roapolo sikla, 25 sikla, 15 sikla.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sekela volafotsy dia ho gera roapolo, ary ny sekela enimpolo kosa no ho mina iray.
Malagasy Bible 1865
Ny sekely dia roa-polo gera; sekely roa-polo sy dimy amby roa-polo ary dimy ambin'ny folo no ho manenareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sekela dia roapolo gera; sekela roapolo miampy sekela dimy amby roapolo ary sekela dimy amby folo ny mane* eo aminareo.
malagasy
Ny sekely dia roa-polo gera; sekely roa-polo sy dimy amby roa-polo ary dimy ambin'ny folo no ho manenareo.