Ezekiel 45:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny didy ny amin’ny diloilo, dia ny diloilo iray bata: Ampahafolon’ny bata isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo satria bata folo no homera iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny didy momba ny diloilo, momba ny diloilo iray bata: ampahafolon’ny bata isaky ny iray kora, izay mitovy amin’ny iray homera misy folo bata, fa folo bata no iray homera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ampahazaton’ny vokatra diloilo no homenareo. Ny bata iray misy ampahafolon’ny hômera sy ampahafolon’ny kôra no hamaranareo ny diloilo.
Malagasy Bible 1865
ary ny didy ny amin'ny diloilo (ny diloilo iray bata) dia ampahafolon'ny bata isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo, satria bata folo no homera iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny didy ny amin’ny diloilo, dia ny diloilo iray bata*: Ampahafolon’ny bata isaky ny kora*; fa ny homera dia misy bata folo satria bata folo no homera iray.
malagasy
ary ny didy ny amin'ny diloilo (ny diloilo iray bata) dia ampahafolon'ny bata isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo, satria bata folo no homera iray.