Ezekiel 45:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny andro voalohany amin’ny volana voalohany dia haka vantotra ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Amin’ny volana voalohany, ny andro voalohan’ny volana, mangalà vantotr’ombalahy tsy misy kilema, ka manaova fanonerana ho an’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany dia hatao sorona ny ombilahy iray tsy misy kilema mba hanadiovana ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha mby amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia haka vantotr'ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny andro voalohany amin’ny volana voalohany dia haka vantotra ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.
malagasy
[Ny amin'ny andro firavoravoana sy ny fanatitra isan'andro] Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha mby amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia haka vantotr'ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.[Heb. hanafaka ota]