Ezekiel 45:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanolotra ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa izy, dia iray efaha isam-bantotra ombilahy sy iray efaha isan’ondrilahy, ary diloilo eran’ny hina isan’efaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao ny fanatitra koa izy, lafarina iray efah isan’ombalahy sy iray efah isan’ondralahy, ary diloilo iray hina isan’efah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary farany dia hanao fanatitra varimbazaha telopolo kilao miampy diloilo enina litatra koa izy, isaky ny ombilahy sy ondrilahy natao sorona.
Malagasy Bible 1865
Ary hanatitra ny fanatitra hohanina koa izy, dia iray efaha isam-bantotr'ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy, ary diloilo eran'ny hina isan-efaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanolotra ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa izy, dia iray efaha* isam-bantotra ombilahy sy iray efaha isan’ondrilahy, ary diloilo eran’ny hina* isan’efaha.
malagasy
Ary hanatitra ny fanatitra hohanina koa izy, dia iray efaha isam-bantotr'ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy, ary diloilo eran'ny hina isan-efaha.Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'ny volana fahafito, amin'ny andro firavoravoana, dia hanatitra tahaka izany koa hafitoana izy, na ny fanatitra noho ny ota, na ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hohanina, na ny diloilo.