Ezekiel 45:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ao amin’izany tany voarefy izany, izay dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany izany, dia handrefesanao faritra ho an’ny fitoerana masina, dia ny masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany tany voarefy izany no handrefesanao 25.000 ny lavany, 10.000 ny sakany, ka ao ny hisian’ny fitoerana masina, dia ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy Bible 1865
Eny, araka izany fandrefesana izany no handrefesanao dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany; ary ho ao amin'io ny fitoerana masina, dia ny masina indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ao amin’izany tany voarefy izany, izay dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany izany, dia handrefesanao faritra ho an’ny fitoerana masina, dia ny masina indrindra.
malagasy
Eny, araka izany fandrefesana izany no handrefesanao dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany; ary ho ao amin'io ny fitoerana masina, dia ny masina indrindra.[Na: Ary amin'izany voarefy izany dia mbola hisy horefesinao koa, dia]