Ezekiel 45:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity faritra ity, izay dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany, no ho an’ny levita mpanao fanompoana ao amin’ny Trano; zaratany ho azy izany, misy efitrano roapolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 25.000 hakiho ny halavany, 10.000 ny sakany, no ho an’ny Levita, izay manao ny fanompoana momba ny trano; hanan-tanàna ao izy, honenany ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay vakim-paritra iray hafa, mirefy 12 km sy sasany ny lavany ary 5 km ny sakany, dia natokana ho an’ny levita izay manana anjara raharaha ao amin’ny tempoly. Hanana tanàna izay honenany ao koa ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary tany dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany, no ho an'ny Levita, mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny trano; ho zara-tany ho azy izany efi-trano roa-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity faritra ity, izay dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany, no ho an’ny levita* mpanao fanompoana ao amin’ny Trano; zaratany ho azy izany, misy efitrano roapolo.
malagasy
Ary tany dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany, no ho an'ny Levita, mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny trano; ho zara-tany ho azy izany efi-trano roa-polo.