Ezekiel 45:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho taniny izany, dia anjara ho azy ao amin’ny Israely; ireo mpanjakako dia tsy hampahory ny oloko intsony fa hahafoy ny tany ho an’ny taranak’Israely isam-pokony avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no ho taniny sy anjara fananany eo amin’i Israely; ary tsy hampahory ny vahoakako intsony ny mpifehy, fa hamela ny tany ho an’ny taranak’i Israely, arakaraka ny fokony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ireo printsy dia hanana ny anjara taniny manokana ao Israely ka tsy hampahory ny vahoakan’ny Tompo intsony izy, fa hamela ny faritra sisa amin’ny tany ho an’ireo fokon’i Israely.»
Malagasy Bible 1865
Ho taniny izany, dia anjara ho azy ao amin'ny Isiraely, ary ireo mpanjaka voahosotro dia tsy hampahory ny oloko intsony, fa hahafoy ny tany ho an'ny taranak'Isiraely isam-pireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho taniny izany, dia anjara ho azy ao amin’ny Israely; ireo mpanjakako dia tsy hampahory ny oloko intsony fa hahafoy ny tany ho an’ny taranak’Israely isam-pokony avy.
malagasy
Ho taniny izany, dia anjara ho azy ao amin'ny Isiraely, ary ireo mpanjaka voahosotro dia tsy hampahory ny oloko intsony, fa hahafoy ny tany ho an'ny taranak'Isiraely isam-pireneny.[Heb. mpanjakako]