Ezekiel 46:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanjaka dia hiara-miditra amin’ireo, ary rehefa mivoaka ireo dia hiara-mivoaka aminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpifehy koa hiditra miaraka amin’izy ireo, sy hivoaka toy ny hivoahan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny printsy filoha koa dia tokony hiditra ny tempoly rehefa miditra ao ny vahoaka, ary tokony hivoaka ny tempoly rehefa mirava ny vahoaka.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka dia hiara-miditra amin'ireo, ary raha mivoaka ireo, dia hiara-mivoaka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanjaka dia hiara-miditra amin’ireo, ary rehefa mivoaka ireo dia hiara-mivoaka aminy izy.
malagasy
Ary ny mpanjaka dia hiara-miditra amin'ireo, ary raha mivoaka ireo, dia hiara-mivoaka aminy.