Ezekiel 46:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no hanoloranao ny zanak’ondry sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary ny diloilo isa-maraina ho fanatitra mandrakariva, dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haterina isa-maraina ny zanak’ondry sy ny fanatitra miaraka amin’ny diloilo; izany no sorona dorana tsy tapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanak’ondry sy ny koba ary ny diloilo dia hatolotra ny Tompo isa-maraina ho sorona dorana manontolo isan’andro.»
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany no anatero ny zanak'ondry sy ny fanatitra hohanina ary ny diloilo isa-maraina ho fanatitra mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no hanoloranao ny zanak’ondry sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary ny diloilo isa-maraina ho fanatitra mandrakariva, dorana manontolo.
malagasy
Ary toy izany no anatero ny zanak'ondry sy ny fanatitra hohanina ary ny diloilo isa-maraina ho fanatitra mandrakariva.