Ezekiel 46:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manome zavatra avy amin’ny lovany ho an’ny mpanompony iray kosa izy dia ho azy mandra-pahatongan’ny taona fanafahana ihany izany; dia hiverina ho amin’ny mpanjaka indray izany ka ho lova ho an’ny zanany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny iray amin’ny mpanompony kosa no tolorany fanomezana avy amin’ny lovany, dia ho an’ny mpanompo ihany izany fanomezana izany, mandra-pahatongan’ny taona fahafahana; fa rehefa afaka izany, dia hiverina amin’ny mpifehy indray izany, ka ny zanany ihany no hanana ny lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha manome ampahan’ny taniny ho an’ny iray amin’ny mpanompony kosa ny printsy filoha, dia ho an’ilay mpanompo ambara-pahatongan’ny taona fanafahana izany, kanefa avy eo dia haveriny aminy ihany. Fa ny ampahan-tany nomen’ny printsy filoha ho an-janany ihany no lasa fananan’ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha manome zavatra avy amin'ny lovany ho an'ny anankiray amin'ny mpanompony kosa izy, dia ho azy mandra-pahatongan'ny taona fanafahana ihany izany; dia hiverina ho amin'ny mpanjaka indray izany ka ho lova ho an'ny zanany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manome zavatra avy amin’ny lovany ho an’ny mpanompony iray kosa izy dia ho azy mandra-pahatongan’ny taona fanafahana ihany izany; dia hiverina ho amin’ny mpanjaka indray izany ka ho lova ho an’ny zanany ihany.
malagasy