Ezekiel 46:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny hiditra tamin’ny fidirana eo anilan’ny vavahady ho ao amin’ireo efitrano masin’ny mpisorona, izay manatrika ny avaratra aho; ary indro, nisy toerana malalaka terỳ amin’ny farany andrefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny aho nihazo tamin’ny fidirana eo anilan’ny alo-baravarana ho ao amin’ireo efitrano masina natokana ho an’ny mpisorona, dia ireo efitrano mitodika mianavaratra; ary indro, nisy fitoerana teo amin’ny farany anatiny, amin’ny ilany andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nentin-dralehilahy niditra tamin’ny fidirana teo akaikin’ny vavahady aho hankao amin’ireo efitrano mitodika mianavaratra izay voatokana ho an’ny mpisorona. Natorony ny toerana iray terỳ amin’ny farany andrefana aho,
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny niditra tamin'ny fidirana eo anilan'ny vavahady aho ho ao amin'ireo efi-trano masin'ny mpisorona, izay manatrika ny avaratra; ary, indro, nisy fitoerana teo amin'ny faran'ny andrefana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nentiny niditra tamin'ny fidirana eo anilan'ny vavahady aho ho ao amin'ireo efi-trano masin'ny mpisorona, izay manatrika ny avaratra; ary, indro, nisy fitoerana teo amin'ny faran'ny andrefana.