Ezekiel 46:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny nivoaka ho any amin’ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin’ny kianja; ary indro, ao amin’ny isan-joron’ny kianja dia nisy kianja hafa koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny nivoaka ho ao amin’ny kianja ivelany aho, ka nentiny nankao amin’ny zorony efatra amin’ny kianja, ary indro isaky ny zoron’ny kianja, nisy tokotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nentin-dralehilahy hankany amin’ny kianja ivelany aho ary nampandaloviny teo anoloan’ny zorony efatra; ary isaky ny zorony dia nisy tokotany iray avy.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny nivoaka ho any amin'ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin'ny kianja; ary, indro, ao amin'ny isan-joron'ny kianja dia nisy kianja hafa koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny nivoaka ho any amin’ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin’ny kianja; ary indro, ao amin’ny isan-joron’ny kianja dia nisy kianja hafa koa.
malagasy
Dia nentiny nivoaka ho any amin'ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin'ny kianja; ary, indro, ao amin'ny isan-joron'ny kianja dia nisy kianja hafa koa.