Ezekiel 46:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny amin’ny zorony efatra amin’ny kianja dia nisy kianja nofefena, efapolo hakiho avy ny lavany ary telopolo avy ny sakany; mitovy refy ireo kianja an-jorony efatra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tokotany voafefy no teo amin’ny zorony efatra amin’ny kianja, 40 hakiho ny lavany, ary 30 ny sakany; ireo tokotany amin’ny zorony efatra ireo, dia mitovy refy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kely ireo tokotany efatra ireo ary efajoro mitovy refy ka roapolo metatra ny lavany ary 15 metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Teny amin'ny zorony efatra amin'ny kianja dia nisy kianja nofefena, efa-polo hazizo avy ny lavany, ary telo-polo avy ny sakany; mitovy ohatra ireo an-jorony efatra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny amin’ny zorony efatra amin’ny kianja dia nisy kianja nofefena, efapolo hakiho avy ny lavany ary telopolo avy ny sakany; mitovy refy ireo kianja an-jorony efatra ireo.
malagasy
Teny amin'ny zorony efatra amin'ny kianja dia nisy kianja nofefena, efa-polo hazizo avy ny lavany, ary telo-polo avy ny sakany; mitovy ohatra ireo an-jorony efatra ireo.