Ezekiel 46:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka koa dia hiankohoka eo anatrehan’NY TOMPO eo am-bavahady amin’ny Sabata sy amin’ny voaloham-bolana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoakan’ny tany hiankohoka eo anoloan’izany alo-baravarana izany, eo anatrehan’i Iaveh amin’ny sabata sy ny voalohan’ny volana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny andro sabata sy amin’ny fetin’ny tsinambolana dia ho tonga eo anoloan’io vavahady io ny vahoaka mba hiankohoka amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka koa hiankohoka eo anatrehan'i Jehovah eo am-bavahady amin'ny Sabata sy amin'ny andro voaloham-bolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka koa dia hiankohoka eo anatrehan’NY TOMPO eo am-bavahady amin’ny Sabata sy amin’ny voaloham-bolana.
malagasy
Ary ny vahoaka koa hiankohoka eo anatrehan'i Jehovah eo am-bavahady amin'ny Sabata sy amin'ny andro voaloham-bolana.