Ezekiel 46:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanatitra dorana manontolo izay haterin’ny mpanjaka ho an’NY TOMPO amin’ny andro Sabata dia zanak’ondry enina tsy misy kilema sy ondrilahy iray tsy misy kilema koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sorona dorana, haterin’ny mpanapaka ho an’i Iaveh amin’ny andro sabata, dia zanak’ondry tsy misy kilema, enina, sy ondralahy iray tsy misy kilema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny andro sabata dia zanak’ondry enina sy ondrilahy iray samy tsy misy kilema no haterin’ny printsy filoha amiko TOMPO mba hatao sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanatitra dorana izay haterin'ny mpanjaka ho an'i Jehovah amin'ny andro Sabata dia zanak'ondry enina tsy misy kilema sy ondrilahy iray tsy misy kilema koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanatitra dorana manontolo izay haterin’ny mpanjaka ho an’NY TOMPO amin’ny andro Sabata dia zanak’ondry enina tsy misy kilema sy ondrilahy iray tsy misy kilema koa.
malagasy
Ary ny fanatitra dorana izay haterin'ny mpanjaka ho an'i Jehovah amin'ny andro Sabata dia zanak'ondry enina tsy misy kilema sy ondrilahy iray tsy misy kilema koa.