Ezekiel 46:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny voaloham-bolana dia hanolotra vantotra ombilahy iray tsy misy kilema sy zanak’ondry enina ary ondrilahy iray izy; samy tsy hisy kilema ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hateriny amin’ny andro voalohan’ny volana kosa dia vantotr’ombalahy iray tsy misy kilema, zanak’ondry enina sy ondralahy iray tsy misy kilema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andron’ny tsinambolana dia hanolotra ombilahy iray sy zanak’ondry enina ary ondrilahy iray samy tsy misy kilema izy.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny andro voaloham-bolana dia vantotr'ombilahy iray tsy misy kilema sy zanak'ondry enina ary ondrilahy iray; samy tsy hisy kilema ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny voaloham-bolana dia hanolotra vantotra ombilahy iray tsy misy kilema sy zanak’ondry enina ary ondrilahy iray izy; samy tsy hisy kilema ireo.
malagasy
ary amin'ny andro voaloham-bolana dia vantotr'ombilahy iray tsy misy kilema sy zanak'ondry enina ary ondrilahy iray; samy tsy hisy kilema ireo.