Ezekiel 46:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa miditra ny mpanjaka dia amin’ny lalana mankamin’ny lalantsaran’ny vavahady no hidirany, ary amin’ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miditra ny mpifehy, dia hihazo eo amin’ny efitrano fidirana amin’ny alo-baravarana, ary amin’io lalana io ihany koa no hivoahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lalana iray ihany no hidiran’ny printsy filoha sy hivoahany mamakivaky ny lalantsaran’ny vavahady.
Malagasy Bible 1865
Ary raha miditra ny mpanjaka, dia amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany ary amin'ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa miditra ny mpanjaka dia amin’ny lalana mankamin’ny lalantsaran’ny vavahady no hidirany, ary amin’ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.
malagasy
Ary raha miditra ny mpanjaka, dia amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany ary amin'ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.