Ezekiel 47:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina fa havela ho sira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny honahona sy ny heniheny kosa, tsy hovana ho mahasalama fa havela ho an’ny sira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa kosa ireo heniheny sy honahona eo amoron-tsiraka dia tsy hodiovina fa havela ho fakana sira.
Malagasy Bible 1865
Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina, fa havela ho sira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina fa havela ho sira.
malagasy
Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina, fa havela ho sira.