Ezekiel 47:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy handova avokoa ianareo rehetra satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an’ny razanareo Aho ka ho azonareo ho lova ity tany ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy hanana anjara avokoa ianareo, dia anjara amin’io tany nampanantenaiko io, efa nananganako tanana, homena ny razanareo, ka dia ho tonga fanananareo izany tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy hanana anjara faritany mitovy ny foko tsirairay. Efa nianiana manko Aho fa homeko ny razanareo ity tany ity, ka ho azonareo ho fanananareo.
Malagasy Bible 1865
Ary samy handova avokoa ianareo rehetra, satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an'ny razanareo Aho, ka dia ho azonareo ho lova ity tany ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy handova avokoa ianareo rehetra satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an’ny razanareo Aho ka ho azonareo ho lova ity tany ity.
malagasy
Ary samy handova avokoa ianareo rehetra, satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an'ny razanareo Aho, ka dia ho azonareo ho lova ity tany ity.