Ezekiel 47:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no sisintaniny: Ny lafiny avaratra dia hatramin’ny Ranomasina Lehibe amin’ny lalana mankany Hetlona ka hatramin’ny sisintanin’i Zedada,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no ho faritry ny tany: Ny avaratra, hatreo amin’ny ranomasina lehibe amin’ny lalan’i Hetalôna mankany Sedada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao no faritry ny tany: Ny sisin-tany avaratra dia hiainga eo amin’ny Ranomasina Mediteranea, ka hanaraka ny lalana mankany Hetlôna sy Lebô-Hamata ary Tsedada;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no faritry ny tany: Ny lafiny avaratra dia hatramin'ny Ranomasina Lehibe amin'ny lalana mankany Hetlona ka hatrany akaikin'i zedada,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no sisintaniny: Ny lafiny avaratra dia hatramin’ny Ranomasina Lehibe amin’ny lalana mankany Hetlona ka hatramin’ny sisintanin’i Zedada,
malagasy
Ary izao no faritry ny tany: Ny lafiny avaratra dia hatramin'ny Ranomasina Lehibe amin'ny lalana mankany Hetlona ka hatrany akaikin'i zedada,