Ezekiel 47:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Hamata, i Berota, i Sibraima, izay eo anelanelan’ny faritanin’i Damaskosy sy ny faritanin’i Hamata, i Hazera afovoany, izay eo an-tsisin’i Haorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany Hamata, Berôtà, ary Sabarima, anelanelan’ny faritanin’i Damasa sy ny faritanin’i Hamata; Hatzera-Tikôna, eo amin’ny faritanin’ny Haoràna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia mandalo ny tanàna Berôtà sy Sibraîma anelanelan’ny fanjakan’i Damasy sy fanjakan’i Hamata ary mandalo ny tanàna Hatsara-Henôna ao akaikin’ny sisin-tanin’i Haoràna.
Malagasy Bible 1865
dia Hamata, Berota, Sibraima, izay eo anelanelan'ny faritanin'i Damaskosy sy ny fari-tanin'i Hamata, Hazara afovoany, izay eo an-tsisin'i Haorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Hamata, i Berota, i Sibraima, izay eo anelanelan’ny faritanin’i Damaskosy sy ny faritanin’i Hamata, i Hazera afovoany, izay eo an-tsisin’i Haorana.
malagasy
dia Hamata, Berota, Sibraima, izay eo anelanelan'ny faritanin'i Damaskosy sy ny fari-tanin'i Hamata, Hazara afovoany, izay eo an-tsisin'i Haorana.