Ezekiel 47:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintaniny ary dia hatramin’ny ranomasina, dia i Hazara-Enona, ny sisintanin’i Damaskosy, i Tsafona any avaratra, dia ny sisintanin’i Hamata. Izany no lafiny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no faritany hatramin’ny ranomasina: Hatzera-Henôna, ny sisin-tanin’i Damasa, ary avy eo mandroso mianavaratra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Hamata. Izany no lafiny avaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany sisin-tany izany dia miainga eo amin’ny Ranomasina Mediteranea ka hatrany Hatsara-Henôna any atsinanana. Any avaratra izy dia voafefin’ny fanjakan’i Damasy sy i Hamata. Izay no sisin-tany avaratra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny dia hatramin'ny ranomasina, dia Hazar-enana, fari-tanin'i Damaskosy, ary amin'ny avaratra dia Hamata no fari-taniny. Izany no lafiny avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintaniny ary dia hatramin’ny ranomasina, dia i Hazara-Enona, ny sisintanin’i Damaskosy, i Tsafona any avaratra, dia ny sisintanin’i Hamata. Izany no lafiny avaratra.
malagasy
Ary ny fari-taniny dia hatramin'ny ranomasina, dia Hazar-enana, fari-tanin'i Damaskosy, ary amin'ny avaratra dia Hamata no fari-taniny. Izany no lafiny avaratra.