Ezekiel 47:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara ka hatramin’ny ranon’i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin’ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lafiny atsimo handroso mianatsimo hatrany Tamara ka hatrany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesa, dia ny lohasahan-driaka mivarina mankany amin’ny ranomasina lehibe. Izany no lafiny atsimo mankany amin’ny Negeba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tany atsimo dia hiainga eo Tamara ka hipaka hatrany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy, ary hanaraka ny ranon-driakan’i Ejipta ka hipaka eo amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izay no sisin-tany atsimo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara dia hatramin'ny ranon'i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin'ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara ka hatramin’ny ranon’i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin’ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo.
malagasy
Ary ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara dia hatramin'ny ranon'i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin'ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo.