Ezekiel 47:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lafiny andrefana koa dia ny Ranomasina Lehibe hatramin’ny sisintany ka hatrany akaikin’i Hamata. Izany no lafiny andrefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lafiny andrefana dia ho ny ranomasina lehibe hatramin’io sisin-tany io, ka hatramin’ny hadilan-tanin’ny Hamata. Izany no lafiny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tany andrefana kosa dia ny Ranomasina Mediteranea no mamaritra azy hatreo atsimo ka hatrany Lebô-Hamata any avaratra. Izay no sisin-tany andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ny lafiny andrefana koa dia ny Ranomasina Lehibe hatramin'ny faritany ka hatrany akaikin'i Hamata. Izany no lafiny andrefana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lafiny andrefana koa dia ny Ranomasina Lehibe hatramin’ny sisintany ka hatrany akaikin’i Hamata. Izany no lafiny andrefana.
malagasy
Ny lafiny andrefana koa dia ny Ranomasina Lehibe hatramin'ny faritany ka hatrany akaikin'i Hamata. Izany no lafiny andrefana.