Ezekiel 47:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozarainareo aminareo izany tany izany araka ny fokon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hozarainareo ho anareo izany tany izany, araka ny fokon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hifampizarànareo foko israelita io tany io.
Malagasy Bible 1865
Hozarainareo ho anareo izany tany izany araka ny firenen'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozarainareo aminareo izany tany izany araka ny fokon’ny Israely.
malagasy
Hozarainareo ho anareo izany tany izany araka ny firenen'Isiraely.