Ezekiel 47:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’izay firenena hitoeran’ny vahiny, dia ao no hanomezanareo azy ny lovany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’izay foko itoeran’ny vahiny no hanomezanareo ny anjara lovany, - teny marin’ny Tompo Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy homenareo ny anjarany avy eo amin’ny foko izay hipetrahany ny vahiny. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.»
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay firenena hitoeran'ny vahiny dia ao no hanomezanareo azy ny lovany, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’izay firenena hitoeran’ny vahiny, dia ao no hanomezanareo azy ny lovany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary amin'izay firenena hitoeran'ny vahiny dia ao no hanomezanareo azy ny lovany, hoy Jehovah Tompo.