Ezekiel 47:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandrefy arivo hakiho indray koa izy ka ony tsy azo nitana fa efa nihalalina ny rano, ka tsy maintsy hilomanosana, eny, ony tsy azo itana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandrefy arivo hakiho indray, ka efa ony maria tsy azoko nitana intsony, fa nihalalina ny rano; efa rano itana milomano, ony maria tsy azo itana amin’izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandrefy dimanjato metatra indray izy, ka ony tsy azoko niampitana intsony ny rano fa efa nihalalina. Eny, ony tsy azo iampitana intsony izy raha tsy amin’ny lomano.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrefy arivo hakiho indray koa izy, ary efa ony tsy azo itana, fa efa nihalalina ny rano, dia rano holanosina, eny, ony tsy azo itana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandrefy arivo hakiho indray koa izy ka ony tsy azo nitana fa efa nihalalina ny rano, ka tsy maintsy hilomanosana, eny, ony tsy azo itana.
malagasy
Ary nandrefy arivo hakiho indray koa izy, ary efa ony tsy azo itana, fa efa nihalalina ny rano, dia rano holanosina, eny, ony tsy azo itana.