Ezekiel 47:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamiko: Ry zanak’olona, hitanao va izany? Dia nitondra ahy niverina ho eny amoron’ny ony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: «Ry zanak’olona, nahita va ianao?» Dia nentiny niverina ho eo amoron’ny ony maria aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ralehilahy tamiko: «Hitanao tsara ve izany, ry ilay taranak’olombelona?» Dia nentiny nihataka kely aho, vao naveriny indray hankeo amoron’ny ony.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamiko: Ry zanak'olona, efa hitanao va izany? Dia nitondra ahy niverina ho eny amoron'ny ony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamiko: Ry zanak’olona*, hitanao va izany? Dia nitondra ahy niverina ho eny amoron’ny ony izy.
malagasy
Dia hoy izy tamiko: Ry zanak'olona, efa hitanao va izany? Dia nitondra ahy niverina ho eny amoron'ny ony izy.