Ezekiel 47:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niverina aho, indro, nisy hazo betsaka teny amoron’ny ony, teny an-daniny roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitodika aho dia nahita hazo be dia be teo amoron’ny ony maria eo an-daniny roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafaverina teo aho, dia hitako fa nisy hazo marobe teny amoron’ny ony an-daniny roa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niverina aho, indro, nisy hazo betsaka teny amoron'ny ony, dia teny an-daniny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niverina aho, indro, nisy hazo betsaka teny amoron’ny ony, teny an-daniny roa.
malagasy
Ary nony niverina aho, indro, nisy hazo betsaka teny amoron'ny ony, dia teny an-daniny roa.