Ezekiel 48:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anaran’ireo foko: Hatramin’ny farany avaratra any amoron-dranomasina, amin’ny lalana mankany Hetlona any akaikin’i Hamata sy Hazara-Enana, ny sisintanin’i Damaskosy eo avaratra, any anilan’i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana: Anjara iray ho an’i Dana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny foko: Hatramin’ny tendrony avaratra manaraka ny lalan’i Hetalôna ho any Hamata, Hatzera-Enôna, ny sisin-tanin’i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan’i Hamata, izao avy no ho an’ny isam-poko: hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Dana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireto no anaran’ireo foko mbamin’ny anjarany avy. Ny anjaran’i Dana dia any amin’ny farany avaratra, hiainga eo amin’ny Ranomasina Mediteranea ka hanamorona ny lalana mankany Hetlôna sy Lebô-Hamata ary Hatsara-Henôna, akaikin’ny fanjakan’i Damasy sy i Hamata, dia hihazo ny sisin-tany atsinanana ka ho tafapaka eo amin’ny Ranomasina Mediteranea any andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny firenena: Hatramin'ny farany avaratra any amoron-dranomasina amin'ny lalana mankany Hetlona any akaikin'i Hamata sy Hazar-enana, fari-tanin'i Damaskosy eo avaratra, any anilan'i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana; anjara iray ho an'i Dana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anaran’ireo foko: Hatramin’ny farany avaratra any amoron-dranomasina, amin’ny lalana mankany Hetlona any akaikin’i Hamata sy Hazara-Enana, ny sisintanin’i Damaskosy eo avaratra, any anilan’i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana: Anjara iray ho an’i Dana.
malagasy