Ezekiel 48:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho an’ny mpisorona izany tany masina voatokana izany, dimy arivo sy roa alina ny lavany avaratra, iray alina ny sakany andrefana, iray alina ny sakany atsinanana ary dimy arivo sy roa alina ny lavany atsimo, ary ny fitoerana masin’NY TOMPO no ho eo afovoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany anjara masina hatokanareo izany no ho an’ny mpisorona, dia ho 25.000 hakiho, ao avaratra, 10.000 hakiho ny sakany ao andrefana, 10.000 hakiho ny sakany ao atsinanana, ary 25.000 hakiho ny lavany ao atsimo: ho ao afovoany ny fitoerana masin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampahan’io faritra voatokana io dia homena ny mpisorona, ka hirefy 12 km sy sasany ny lavany avy any atsinanana no miankandrefana, ary 5 km ny sakany avy any avaratra no mianatsimo; ary eo afovoany no hisy ny tempolin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ho an'ny mpisorona izany tany masina voatokana izany, dimy arivo amby roa alina ny lavany avaratra, ary iray alina ny sakany andrefana, ary iray alina ny sakany atsinanana, ary dimy arivo amby roa alina ny lavany atsimo; ary ny fitoerana masin'i Jehovah no ho eo afovoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho an’ny mpisorona izany tany masina voatokana izany, dimy arivo sy roa alina ny lavany avaratra, iray alina ny sakany andrefana, iray alina ny sakany atsinanana ary dimy arivo sy roa alina ny lavany atsimo, ary ny fitoerana masin’NY TOMPO no ho eo afovoany.
malagasy