Ezekiel 48:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho azy izany, ho tany halaina amin’ilay efa voatokana, dia zavatra masina indrindra, mifanolotra amin’ny sisintanin’ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho anjara voatokana amin’ny tany izany: anjara masina indrindra eo amin’ny sisin-tanin’ny Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia ho anjarany ny faritra masina tokoa amin’izay natokana ho an’ny Tompo; ary mifanolotra amin’ny faritanin’ny Levita izany.
Malagasy Bible 1865
eny, ho azy izany ho tany halaina amin'ilay efa voatokana, dia zavatra masina indrindra, mifanolotra amin'ny faritanin'ny Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho azy izany, ho tany halaina amin’ilay efa voatokana, dia zavatra masina indrindra, mifanolotra amin’ny sisintanin’ny levita.
malagasy
eny, ho azy izany ho tany halaina amin'ilay efa voatokana, dia zavatra masina indrindra, mifanolotra amin'ny faritanin'ny Levita.