Ezekiel 48:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny levita koa dia hahazo ny mifanolotra amin’ny sisintanin’ny mpisorona, dia dimy arivo sy roa alina ny lavany, iray alina ny sakany. Eny, samy dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita no hanana ny manolotra ny tanin’ny mpisorona ka ho 25.000 hakiho ny lavany, 10.000 ny sakany; fa samy ho 25.000 hakiho avokoa ny lavany, ary 10.000 ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjaran’ny Levita dia hitovy amin’ny an’ny mpisorona. Samy hahazo anjara izay mirefy 12 km sy sasany ny lavany ary 5 km ny sakany izy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita koa dia hahazo ny mifanolotra amin'ny fari-tanin'ny mpisorona, dia dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany, eny, samy dimy arivo amby roa alina ny lavany, sy iray alina ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny levita koa dia hahazo ny mifanolotra amin’ny sisintanin’ny mpisorona, dia dimy arivo sy roa alina ny lavany, iray alina ny sakany. Eny, samy dimy arivo sy roa alina ny lavany ary iray alina ny sakany.
malagasy