Ezekiel 48:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho azony analana hamidy izany, na atakalo, ary tsy hafindrany ny voaloham-bokatra amin’ny tany, fa masina ho an’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy azony amidy na atakalo izany; ny voaloham-bokatry ny tany koa tsy ho azo hamidy; fa masina ho an’i Iaveh izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azo atakalo na amidy na afindra ny tany amin’io faritra izay manan-danja indrindra io, satria voatokana ho an’ny TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary tsy ho azony hamidy izany, na hatakalo, ary tsy hafindrany ny voaloham-bokatra amin'ny tany; fa masina ho an'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho azony analana hamidy izany, na atakalo, ary tsy hafindrany ny voaloham-bokatra amin’ny tany, fa masina ho an’NY TOMPO izany.
malagasy
Ary tsy ho azony hamidy izany, na hatakalo, ary tsy hafindrany ny voaloham-bokatra amin'ny tany; fa masina ho an'i Jehovah izany.