Ezekiel 48:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no refiny: Ny avaratra dia ho dimanjato sy efatra arivo, ny atsimo dia ho dimanjato sy efatra arivo, ny atsinanana dia ho dimanjato sy efatra arivo ary ny andrefana dia ho dimanjato sy efatra arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no ho habeny: 4.500 ny lafiny avaratra; 4.500 ny lafiny atsimo; 4.500 ny lafiny atsinanana; 4.500 ny lafiny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho efamira ny tanàna ka hirefy 2 250 metatra ny lafiny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ohany: Ny avaratra ho dinan-jato amby efatra arivo, ary ny atsimo ho diman-jato amby efatra arivo, ary ny atsinanana ho diman-jato amby efatra arivo, ary ny andrefana ho diman-jato amby efatra arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no refiny: Ny avaratra dia ho dimanjato sy efatra arivo, ny atsimo dia ho dimanjato sy efatra arivo, ny atsinanana dia ho dimanjato sy efatra arivo ary ny andrefana dia ho dimanjato sy efatra arivo.
malagasy